VAOVAO – MINUTE FLASH 04 JANOARY 2024

– FANENDRENA – Ho fantatra anio alina ny anaran’izay ho praiminisitra vaovao
– FITATERAM-BAHOAKA – Hodinihina mandritra ny fivoriamben’ny UCTU ny talata ho avy izao ny mety hampiakarana na tsia ny saran’ny fitaterana ho 800 ariary
– RIVODOZA ALVARO – Olona sivy no namoy ny ainy ary miisa 24.944 ny tra-boina
– BASKETBALL – Tsy ho isan’ireo handray anjara amin’ny fifanintsanana savaranonandon’ny Afrobasket 2025 i Mathias M’Madi