VAOVAO – MINUTE FLASH 05 DESAMBRA 2023.

-FIADIDIANA NY REPOBLIKA – Ho tanterahina ny sabotsy 16 Desambra izao ny lanonana ofisialy hametrahana amin’ny maha filoham-pirenena an’i Andry Rajoelina
-PAIKADY – Fiarakodia miisa 206 sy vola maherin’ny 6 lavitrisa ariary no voageja noho ny raharaha kolikoly sy fanodikodinam-bolam-panjakana
-TONTOLO IAINANA – Hiara-hiasa ny Jirama sy ny ministeran’ny Tontolo iainana amin’ny ady amin’ny doro tanety eny amin’ny manodidina an’Andekaleka
-HARENA AN-KIBON’NY TANY – Teratany vahiny miisa folo no voasambotra noho ny fitrandrahana tsy ara-dalàna volamena teny amin’ny renirano Kamoro