VAOVAO – MINUTE FLASH 05 FEBROARY 2024.

– FAHASALAMANA – Mbola misokatra ho an’i Mayotte sy i Kaomoro ny sisitanin’i Madagasikara manoloana ny valan’aretina choléra misy any an-toerana
– FITSARANA – Nosokafana tamin’ny fomba manetriketrika androany Alatsinainy ny taom-pitsarana 2024
– ANDRO RATSY – Faritra maro no mahazo ny fampitandremana miloko maitso noho ny habetsaky ny rotsak’orana
– RUGBY VII – Mpilalao rugby 34 lahy sy 24 vavy no hiatrika ny fampivondronana manomboka ny alarobia ka hifantenana izay handrafitra ny ekipam-pirenena lahy sy vavy