– BASKETBALL – Mety tsy hanazatra ny ekipam-pirenena malagasy latsaka ny 19 taona intsony i Aimé Randria
– FITRANDRAHANA TSY ARA-DALANA – Karazan-kazo 45 no tra-tehaka tao Antsokobory Toliara
– FAMPIANARANA TEKNIKA – Hametrahana lisea teknika iray mifototra amin’ny fambolena ao Mahajanga.
– BAOLINA KITRA – Vola mitentina 15 tapitrisa ariary no ho azon’ny tompondakan’i Madagasikara 2023
