VAOVAO – MINUTE FLASH 05 JONA 2020

– CORONAVIRUS – Tranga vaovao 18 no voamarina taorian’ny fitiliana natao omaly 4 jona (1ora tolakandro)
– ANTANIMORA – Voafonja iray ahiahiana ho voan’ny coronavirus
– TONTOLO IAINANA – Miisa 52 521 ireo trangana doro ala hita ny volana janoary ka hatramin’ny volana jona