VAOVAO – MINUTE FLASH 05 JONA 2023

FAHASALAMANA – Nahitana fihenana betsaka ny tahan’isa ny trangan’ny coronavirus tamin’ny herinandron’ny 26 Mey hatramin’ny 2 Jona.
JIRAMA – Vinavinaina hiverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra ho an’Antananarivo amin’ny faran’ny herinandro
TONTOLO IAINANA – Hotokanana amin’ity taona ity ny foibe fanivanana fako ao Toamasina
FOTODRAFITR’ASA – Hanomboka ny fanamboarana ny tapany atsimon’ny tetikasa MIAMI.