– VALANARETINA : Olona 8 no namoy ny ainy omaly alatsinainy, olona 127 vaovao no voan’ny coronavirus
– FANONDRANANA : Mpanondrana volamena miisa 3 nampidirina am-ponja vonjimaika nohon’ny tsy fampodiana vola vahiny
– VALANARETINA : Vakisiny Covishiead miisa 250 000 no ho tonga eto Madagasikara amin’ny andiany voalohany, araka ny tatitra avy amin’ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka

