VAOVAO – MINUTE FLASH 05 NOVAMBRA 2021

– SEHATRA TSY MIANKINA : Mangataka famotsoran-ketra ireo mpandraharaha ara-toekarena, milaza ny manaiky fifampiresahana kosa ny minisiteran’ny Toe-karena sy ny fitantanam-bola
– ASA : Tsy ara-dalàna avokoa ny 51,9 isan-jaton’ny mpiasa miasa eny anivon’ireo orinasa misehatra amin’ny fanamboarana fotodrafitrasa
– FANABEAZANA : Mila ampiakarina ny tahan’ny fandaniana ny tetibola natokana hoan’ny fanabeazana hoy ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena