BAOLINA KITRA : Firenena miisa enina no hampiantrano ny fiadiana ny amboara eran-tany ny taona 2030
HETSIKA POLITIKA : Nizotra tamim-pilaminana ny hetsiky ny vondron’ny kandida teny Ampefiloha sy Andavamamba
FAMBOLENA : Natomboka androany ny fanamboarana ny toha-drano lehibe ao amin’ny Kaominina Ampahitrosy, distrikan’Atsimondrano
TOERAM-PONENANA : Trano mora miisa 765 ary appartements mora miisa 186 no efa vita manerana ny Nosy, hiroso amin’ny fampanofana-fivarotana azy ireo ny Fanjakana
