– VALANARETINA : Olona telo indray no lavon’ny covid-19 teto Madagasikara ny 01 aprily 2021
– VALANARETINA : Oxygène 13 metatra toratelo no efa an-dalana ho aty Antananarivo, hoy ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka
– MIARA-MANONJA : Mbola tavela any am-ponja ireo 11 mianadahy voasambotra nandritra ny hetsiky ny mpanohitra ny 20 febroary lasa teo

