VAOVAO – MINUTE FLASH 06 DESAMBRA 2023

KOLONTSAINA : Voasoratra ho isan’ny harentsain’ny zanak’olombelona ny hiragasy
PARLEMANTA : Ny zoma 8 Desambra izao no atao ny fihaonan’ny governemanta sy ireo solombavambahoaka eny Tsimbazaza
PARLEMENTA : Ny zoma ho avy izao no hodinihina eo anivon’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana
FIZAHAN-TANY : Mpizaha-tany 205 956 no tonga nitsidika an’i Madagasikara ny volana janoary hatramin’ny novambra 2023