VAOVAO – MINUTE FLASH 06 FEBROARY 2023

– VALAN’ARETINA – Olona 15 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny herinandron’ny 28 Janoary hatramin’ny 3 Febroary
– FAMPIANARANA – Voavaha tanteraka ny olana eo amin’ny famatsiana rano ho an’ireo mpianatra monina eny Ankatso II.
– BOENY – Tafapetraka ao Mahajanga ilay tambazotra “2 Africa » hanatsarana ny fifandraisan-davitra eto Madagasikara
– TOETR’ANDRO – Tsy hatahorana ny hisian’ny rivo-doza manodidina ny Madagasikara amin’ity herinandro ity