VAOVAO – MINUTE FLASH 06 JOLAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Tsy nisy ny namoy ny ainy noho ny Covid-19 ary valo ireo tranga vaovao omaly talata
– LALAO OLIMPIKA – Atleta malagasy enina no fantatra fa handray anjara amin’ny lalao Olimpika any Tokyo ny 23 jolay hatramin’ny 8 aogositra
– BAOLINA KITRA – Tsy handeha amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Cosafa ny ekipam-pirenena malagasy