– ANTENIMIERAMPIRENENA : Nolanian’ireo depiote androany ny volavolan-dalàna momba ny harena ankibon’ny tany.
– FIFAMOIVOIZANA : Hisy fahatapahana ny lalana etsy Ankorondrano manomboka rahampitso
– SEHO : Hotanterahina ny 9 ka hatramin’ny 12 Jona eny amin’ny CCI Ivato ny Moto Show, hetsika goavana natokana ho an’ny kodiaran-droa
– ARO RIAKA : Velaran-tany manodidina ny 9 000 hektara no harenina ao amin’ny faritra Betsiboka amin’ilay tetikasa PLAE 6
