– FITSARAM-BAHOAKA – Olona 47 no naiditra am-ponja vonjimaika ary 55 hafa nahazo fahafahana vonjimaika tany Fianarantsoa
– BAOLINA KITRA – Nanomboka ny sabotsy teo ny fampivondronana ny Barea A
– FANDRAHARAHANA NY FONJA – Atao laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly eny anivon’ny fonja, hoy i Arsène Ralisaona, tale jeneraly vaovaon’ny fitantanana ny fonja
– FIFAMOIVOIZANA – Hisy ny fahatapahana noho ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-9 amin’ny sabotsy sy alahady ary ny talata ho avy izao
