VAOVAO – MINUTE FLASH 06 MARTSA 2023

– FIFAMOIVOIZANA – Ho tapaka amin’ny ampahany ny lalana eny amin’ny manodidina an’Ankorondrano sy Ivandry ary Alarobia rahampitso talata
– BAOLINA KITRA – Tsy hiverina hilalao amin’ny Barea an’i Madagasikara i Anicet Abel ANdrianantenaina raha ny fanambarana nataony
– VALAN’ARETINA – Olona iray no namoy ny ainy ary miisa 24 no voamarina fa tratry ny covid-19 tamin’ny herinandron’ny 25 Febroary hatramin’ny 3 Martsa.
– LOZA VOAJANAHARY – Ankizy roa no maty ary olona 6 205 no traboina taorian’ny fiverenan’ny rivodoza Freddy.