-FAMPIELEZAN-KEVITRA : Hanomboka ny volana Janoary 2024 ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha 31, mampitohy an’Antsohihy amin’i Bealanana, hoy ny kandidà Andry Rajoelina
-HETSIKA POLITIKA : Atao fanadihadiana eny amin’ny Sampana fikarohana heloka bevava eny Fiadanana ny kandidà Jean Jacques Ratsietison
-RAHARAHAM-PIRENENA : Nicolas Rabemananjara no lasa filoha mpisolo toerana eo anivon’ny Antenimierandoholona
-FIAROVANA : Homena mpiambina manokana ireo kandidà ho filoham-pirenena ho fitandroana ny ainy, hoy ny Emmo-Nat
