VAOVAO – MINUTE FLASH 06 SEPTAMBRA 2021

– VALANARETINA – Tsy nisy ny aina nafoy noho ny coronavirus omaly alahady, tsy nisy ny tranga vaovao teto Madagasikara, nahitana tranga miabo ny mpilalaon’ny Barea anankiray tany Tanzania
– FANADINANA OFISIALY – Eo am-pandinihana ny naoty farany ambany hanomezana ny diplaoma bakalorea ny mpitsara ny fanadinana any Antsiranana
– BAOLINA KITRA – Hametraka lamina vaovao eo amin’ny firafitry ny Barea ny mpanazatra Eric Rabesandratana hiatrehana ny lalao amin’i Tanzania rahampitso Talata