– FITSIDIHANA OFISIALY – Fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa roa no nosoniavina androany nandritra ilay Rwanda – Madagascar Business Forum
– LALAON’NY FRANKOFONIA – Nigadona androany teto Antananarivo ny ampahany voalohany amin’ny delegasiona malagasy, rahampitso talata ny ampahany faharoa
– BAOLINA KITRA – Ho tanterahina eto Antananarivo ny 10 ka hatramin’ny 20 Aogositra ny Coupe du président
– FIFIDIANANA – Any ivelany no atonta ny biletà tokana ampiasaina amin’ny fifidianana filoham-pirenena
