VAOVAO – MINUTE FLASH 07 DESAMBRA 2020

Affiche YouTube

– TSY FANJARIAN-TSAKAFO – Vola mitentina valo arivo tapitrisa no hatokan’ny fanjakana hiadiana amin’ny Kere any Atsimo
– FANATANJAHAN-TENA – Atao eto Madagasikara ny andiany faha 11 amin’ny Lalaon’ny Nosy amin’ny taona 2023
– SEHATRA TSY MIANKINA- Mangataka ny hanokafana ny sisintany ireo mpandraharaha eo amin’ny fizahan-tany