BAOLINA KITRA – Hiatrika fiofanana maharitra telo herinandro any Frantsa i Romuald “Rôrô” Rakotondrabe ny volana Janoary izao
ANDRAIKITRA – Voatendry ho Lehiben’ny Mariboninahi-pirenen’ny Repoblikan’i Madagasikara ny jeneraly Ranjeva Razanakombana Marcel
FITATERANA AN’HABAKABAKA – Nosokafana androany teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny fampirantiana an-tsary maneho ny tantaran’ny sidina an’habakabaka eto Madagasikara
FANAMBOARANA TETEZANA – Hisy fanelingelenana ny fifamoivoizana eny amin’ny lalam-pirenena faha-4 ny 9 hatramin’ny 18 Desambra
