VAOVAO – MINUTE FLASH 07 FEBROARY 2023

– FIZAHAN-TANY – Miisa 132 018 ireo mpizahantany tonga nitsidika an’i Madagasikara ny taona 2022
– FAHASALAMANA – Afaka manampy an’ilay  »dose boost » ireo efa nahavita vaksiny fatra 2 Pfizer sy fatra 1 Janssen
– FITATERANA – Manana andraikitra lehibe eo amin’ny fandrindrana ny fifamezivezen’ny zotra an’habakabaka ny ASECNA.
– FIFIDIANANA – Vonona hiara-hiasa amin’ny CENI ny firenena Indianina sy Indonesianina