– HETSIKA POLITIKA – Hitohy eny Mahamasina ny hetsiky ny vondron’ny kandidà rahampitso Alarobia
– FIFIDIANANA – Manohy ny fampielezan-kevitra any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara ny kandidà Andry Rajoelina
– FAMOKARANA – Hisokatra afaka roa herinandro ny fiotazana letisia
– VALANARETINA – Olona telo no ahiahiana ho voan’ny pesta ao Ambohimahasoa
