– FIFIDIANANA – Kandida roa no nilaza fa nisintona ny taratasy firotsahany amin’ny fifidianana filoham-pirenena
– FIFAMOIVOZANA – Voarara ny fampiasana jiro mahajambena na jiro rendrarendra ho an’ny fiarakodia, kodiaran-droa na telo hoy ny ministera misahana ny fitaterana
– FADIN-TSERANANA – Nampahafantarina androany ny certificat amin’ny endrika elektronika mba hahafahana manome laharana ny fiara nafarana avy any ivelany
– FAMPIANARANA AMBONY – Tanora malagasy dimy mianadahy no handranto fianarana any amin’ny Oniversite britanika
