– TOETRY NY ANDRO – Fikorontana any amin’ny »atmosphère » no nahatonga ny rotsak’orana androany talata
– LALAON’NY NOSY – Nanolotra vokatra Nutrilait ho an’ny Barea ny Inviso Group ho tohan’aina ho an’ireo mpilalao mandritra ny fanomanan-tena
– CNAPS – Ny famerenana ny fifampitokisana no laharam-pahamehana, hoy i Vimbina Rahaingonjatovo
– FAMATSIANA ANGOVO – Hiroso amin’ny fahatapahan-jiro mifandimby ny Jirama ao Mahajanga noho tsy fahampian’ny milina mpamokatra herinaratra
