VAOVAO – MINUTE FLASH 08 APRILY

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Niampy enina ireo olona lavon’ny Covid-19 omaly alarobia
– VALANARETINA – Tsy azo atao intsony manomboka izao ny manaraka sy mamangy ny mararin’ny covid-19 eny amin’ny hopitaly
– ANDRIM-PANJAKANA – Tsy tonga nanatrika ny lanonam-pianianana ho an’ireo mpikambana vaovaon’ny fitsarana avo momban ny lalàm-panorenana ny Minisitra teo aloha William Noelson