– ANTENIMIERAMPIRENENA : An-tsoratra no hametrahan’ny solombavambahoaka ireo fanontaniany sy hamalian’ny governemanata izany, foana ny fihaonana teny Tsimbazaza
– TETIBOLA : Lany tsy nasiam-panovàna sy tsy nasiam-panitsiana teny amin’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana taona 2024
– JONO : Nampiditra 2,791 lavitrisa ariary ho an’i Madagasikara ny seha-pihariana drakaka ny taona 2023
– FIZAHANTANY : Mpizaha-tany miisa 64 no tonga tao amin’ny seranan’i Toamasina avy amin’ilay sambo Champlain ny alakamisy 7 Desambra teo
