VAOVAO – MINUTE FLASH 08 FEBROARY 2023

– FIFINDRA-MONINA : Malagasy miisa 33 tra-tehaka tatsy Mayotte saika hiondrana an-tsokosoko
– BOENY – Hatomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-4 eo amin’ny sampanan’Anjiajia
– FANTANJAHANTENA – Misokatra ny fisoratana anarana amin’ny andiany fahafito ny “trail d’Ibity”
– FIZAHAN-TANY – Voaasa manokana hanatrika ny tsenan’ny fizahan-tany’ any Hongrie i Madagasikara