-FITSARANA – Herintaona an-tranomaizina sazy mihantona no azon’ireo kolonely voampanga ho nanakorontanam-panjakana
-CAN 2023 – I Cote d’Ivoire sy i Nizeria no hanao ny famaranana
-BAOLINA KITRA – Tsy isan’ireo hiatrika ny fampivondronan’ny Barea amin’ny volana Martsa i Njiva Rakotoharimalala
-FITATERANA AN-DRANOMASINA – Ho amafisina ny fepetra mikasika ny fivezivezen’ireo sambo madinika amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara ho fisorohana ny fidiran’ny choléra
