VAOVAO – MINUTE FLASH 08 JANOARY 2024

-TOAMASINA – Vary simba telo kaontenera no saron’ny zandary
-ANDRO RATSY – Olona roa no maty vokatr’ilay oram-be nikija tany Ikongo, raha ny tatitra avy amin’ny BNGRC
-BASKETBALL – Mpilalao miisa 12 no miatrika ny fampivondronan’ny Ankoay eny Vontovorona nanomboka omaly alahady
-BAOLINA KITRA – Tsy mbola tapaka izay ho ekipam-pirenena hifanandrina amin’ny lalao ara-pirahalahiana ho ataon’ny Barea amin’ny volana Martsa, i Afrika Atsimo sy i RDC no tsara toerana indrindra