VAOVAO – MINUTE FLASH 08 MARTSA 2023

– FANABEAZANA : Nahazo rariny teo anivon’ny filanveki-panjakana ireo mpampianatra sy mpanabe tao Alakamisy Itenina
– HETSIKA : Nankalazaina teto Analamanga ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy
– RIVO-DOZA : Tafiakatra valo ny isan’ireo namoy ny ainy tao aorian’ny fiverenan’ilay rivodoza Freddy tao amin’ny lakan-dranon’i Mozambika
– VONJY AINA : Olona 20, tavela tao amin’ny  »Nosy Be » any Belo sur Mer no avotra soa aman-tsara