VAOVAO – MINUTE FLASH 08 MAY 2023.

– FIFANDRAISANA : Mampiantrano ny fivoriana iraisam-pirenena ny Fadintseranana faritra atsinanana sy atsimon’i Afrika i Madagasikara
– FAHASALAMANA : Olona 17 ireo olona voatily fa mitondra ny tsimokaretina covid-19.
– FITANTANANA NY FONJA : Mpitsabo mpanampy 25 manaraka fiofanana any Toliara amin’izao
– FIARAHA-MIASA : Hetsika marolafy no hankalazana ny andron’ny Eoropa eto Madagasikara