VAOVAO MINUTE FLASH 09 FEBROARY 2023

TSENA – Nidina nijery ny filaminana sy ny fahadiovan’ny tsena teny Andravoahangy ny i Naina Andriantsitohaina
JONO – Nasiana fiovana eo amin’ny fanomezan-dalana an’ireo manao jono salantsalany.
FAHASALAMANA – Ho any amin’ny distrikan’i Mahajanga indray ny caravane médicale
SOSIALIM-BAHOAKA – Tokantrano miisa 7000 ao Manandrina no misitraka ny tetikasa haraton’aina