– VALANARETINA – Olona miisa folo no voamarina fa voan’ny Covid-19, tsy nisy kosa ny aina nafoy tao anaty herinandron’ny 31 Desambra 2022 hatramin’ny 6 Janoary 2023
– FANJIFANA – Tsy tokony ho latsaky ny 1.800 ariary ny kilaon’ny vary akotry, hoy Edgard Razafindravahy
– BAOLINA KITRA – Hampitaina mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena TVM ireo lalao rehetra mandritra ny CHAN any Alzeria
– FIZAHAN-TANY. Higadona ao Toamasina rahampitso ilay sambo goavana mpitondra mpandeha Nippon Maru
