– ANGOVO : Hitombo hatramin’ny 95 miliara ariary isan-taona ny vola miditra amin’ny Jirama raha mihatra ny tarif Optima, hoy ny Banky Iraisam-pirenena
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Nihena 5% ny tahan’ny fanaovana vaksiny ny taona 2020 raha oharina tamin’ny taona 2019
– BAOLINA KITRA : Namaly ny antso ny mpanazatra Nicolas Dupuis i Faneva Andriatsima ary nanaiky ny hanolo-tanàna ireo mpilalao baolina kitra malagasy

