– JIRAMA – Mbola mitohy ny fahatapahan-jiro ho an’i Toliara
– FIFIDIANANA – Tsy mieritreritra ny fisian’ny tetezamita ny fitondram-panjakana, hoy i Lalatiana Rakotondrazafy
– FAMBOLENA – Mahatratra 18 772 hektara ny velaran-tany voafendraka fanafody famonoana andiam-balala hatreto
– FIHAONANA – Tanterahina eto Madagasikara ny fivoriambe iraisam-pirenenen’ny tahirimbolam-panjakana
