-BAOLINA KITRA : Tsy isan’ireo hiatrika ny lalao hihaonana amin’i Ghana sy i Tchad i Zakanirina Rakotoasimbola noho ny ratra
-FIFIDIANANA : Hiparitaka manerana ireo faritany enina ireo mpanara-maso avy amin’ny SADC
-FITSARANA : Ny 17 Novambra no hivoaka ny didim-pitsarana maha voakasika ireo olona folo voasambotra nandritra ny fihetsiketsehana ny faran’ny herinandro teo
-FAMPIELEZAN-KEVITRA : Samy tany amin’ny faritra Alaotra-Mangoro ny kandidà laharana faha-3 sy ny kandidà laharana faha-13
