VAOVAO MINUTE FLASH 09 OKTOBRA 2023

-FIFIDIANANA – Samy nidina an-dalambe androany na ireo vondron’ny kandida na ireo izay tsy manaiky ny fidinanan an-dalambe
-ANTANANARIVO – Maherin’ny 5.000 ny boky hita ao amin’ny « Tranomboky Monisipaly » Analakely ary an-jatony ny boky nomerika azo kirakiraina
-FARITRA ANOSY – Manomboka ny fanamboarana ny lalana 111 km mampitohy an’i Betroka sy Isoanala
-BAOLINA KITRA – Ny 14 Oktobra no hifandona amin’ny Maraboutines ekipam-pirenen’i Maoritania ny Barea, ary ny 17 Oktobra no hikatroka amin’ny Léopards-n’i Benin any Maraoka