VAOVAO – MINUTE FLASH 1 FEBROARY 2021

Affiche YouTube

– FOTODRAFITRASA- Nanamafy ny fananganana ny kianja mitafo manara-penitra any Toamasina eo amin’ny kianjan’ny kaominina ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahatena
– FAHASALAMANA – Olona roa no matin’ny Covid-19 teo anelanelan’ny 22 ka hatramin’ny 29 Janoary, 322 ny tranga vaovao
– FANADIOVANA NY TANANA – Tsy maintsy horavana tanteraka ilay trano nianjera teny Anosizato Atsinanana araka ny nambaran’ny teo anivon’ny BNGRC