– JIRAMA – Tsy nanaraka ireo fomba tokony hatao mialoha ny hanapahana fiaraha-miasa ny mpiara-miombon’antoka ka nampihena ny isan’ny milina mihodina any amin’ny faritra sasany, hoy i Solo Andriamanampisoa
– FAMPIANARANA AMBONY- Efa tafapetraka ny faran’ny herinandro teo ny fitoriana ireo nanasoketa ny anaran’ny Seces tamin’ilay raharaha fivoahan’ny laza adina bakalorea
– FITATERANA – Haverina ho ampiasaina indray ireo toby fandanjana fiara eny amin’ireo lalam-pirenena
– LALAON’NY NOSY – Nanolotra fitaovana entin’ireo atleta amin’ny taranja kickboxing manomana ny lalao ny minisitry ny Angovo sy ny akoran’afo
