VAOVAO – MINUTE FLASH 10 JANOARY 2023

– TOETRANDRO : Mampitanrina amin’ny habetsaky ny rotsak’orana ny mpamantatra ny toetr’andro
– MAHAJANGA : Apetraka eny Amborovy, Ambondrona, ary eny amin’ny lalam-pirenena faha-4 ireo jiro 150 avy tamin’ny ministeran’ny angovo sy ny ankoran’afo
– KOLOKITRA : fifaninana entina hanabeazana ny ankizy tsy hanary fako plastika
– TALATAMATY : Jiolahy voarohirohy ho nahafaty teratany sinoa miisa 02 no lavon’ny balan’ny zandary raha miisa 03 kosa ireo voasambotra