VAOVAO – MINUTE FLASH 10 JANOARY 2024

-RAHARAHAM-PANJAKANA – Ny faran’ny herinandro no fantatra ny anaran’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta
-FANDIKAN-DALANA – Nahatrarana vary simba saika halefa any Tolagnaro tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina
-PAOSITRA MALAGASY – Maherin’ny iray tapitrisa ny hajia atonta isan-taona tao anatin’ny folo taona
-ASA VAVENTY- Vita ny fanarenana ireo tetezam-by miisa roa eny amin’ny RN4, an-dalam-pamaranana ny asa ny an’ny iray hafa