VAOVAO – MINUTE FLASH 10 MARTSA 2021

Affiche YouTube

– ANDRIM-PANJAKANA – Tapitra amin’ny faha-12-n’ny volana Martsa ho avy izao ny fe-potoam-piasan’ny mpikambana ao amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana
– TOE-KARENA – Mpitsidika 5000 no andrasana eny amin’ny Tsenaben’ny Fizahan-tany izay misokatra ao Antaninarenina mandritra ny telo andro
– FIFANINTSANANA CAN 2022 – Miandry fanomezan-dalana manokana avy amin’ny kaonfederasiona afrikana baolina kitra i Barikadimy ahafahana mandray mpijery