– BASKETBALL – Ny 14 May no hizotra ho any Serbia hiatrika ny fiofanana ny Ankoay 3×3 lehilahy
– ANGOVO – Nandray fepetra ny Jirama hisorohana ny halatra andrin-jiro mitondra herinaratra mahery vaika
– FAMBOLENA – Velaran-tany 19 891 ha no efa voafendraka fanafody famonoam-balala hatramin’ny 09 may 2023
– FAMPIANARANA AMBONY – Mbola mitohy mampiato ny fampianarana ireo mpampianatra an-tselika eny Vontovorona.
