VAOVAO MINUTE FLASH 10 NOVAMBRA 2020

Affiche YouTube

– FANATANJAHANTENA – Tonga any Abidjan ny ankamaroan’ny mpilalaon’ny Barea
– FAMOAHAM-BOKY – Namoaka voka-pikarohana ampahibemaso ny Fakiolten’ny lalàna sy ny siansa ara-politika
– HERISETRA AMIN’NY ANKIZY – Nanara-maso akaiky ny fandraisana an-tanana ankizy vitsivitsy niharan’ny fanolanana ny vadin’ny filohan’ny Repoblika