– FIFIDIANANA – Tapaka nandritra ny fivoriambe izay nokarakarain’ny filohan’ny Antenimierampirenena sy ny FFKM ny tokony hanemorana ny fifidianana amin’ny 16 Novambra
– FIFIDIANANA – Mitsipaka ny fikasana hanemotra ny fifidianana i Andry Rajoelina sy ireo parlementera miaraka aminy
– ANTENIMIERAMPIRENENA : Nodimandry androany zoma maraina ny filoha lefitra ho an’ny faritanin’Antananarivo Honoré Rasolonjatovo
– BAOLINA KITRA – Ny talata 14 Novambra no hiala ao Accra ka hihazo an’i Kumasi ny Barea
