POLITIKA : Nanomboka ny fampielezan-kevitra ny kandidà Andry Rajoelina, manohy ny fitakiany teny an-dalambe ireo kandidà 11
POLITIKA : Nanatitra taratasy maneho ny fahavononany handray ny toeran’ny filoham-panjakana mpisolo toerana teny Ambohidahy i Herimanana Razafimahefa
FIZAHAN-TANY : Miisa 22 975 ireo mpizaha-tany tonga teto Madagasikara nandritra ny volana Septambra 2023
FIFAMOIVOIZANA : Haharitra iray volana eo ny fanaovana lalan-tokana ampahan-dalana eny Ankorondrano sy Ivandry mandritra ny asa fametrahana pylône eny an-toerana
