VAOVAO – MINUTE FLASH 11 AOGOSITRA 2023.

– ANATANJAHAN-TENA – Vita ny hariva teo tany Maorisy ny fandraisana ny Afon’ny Lalaon’ny nosy izay atao eto Madagasikara
– JIRAMA – Toerana maromaro eto Antananarivo no hisy fahatapahan-jiro ny alahady 13 sy ny alatsinainy 14 Aogositra
– FIARAHA-MIASA – Fanampiana roa sosona amin’ny sehatry ny fanjarian-tsakafo sy ny fahasalamana no nomen’ny governemanta japoney ny Fitondram-panjakana malagasy androany
– FANDAMINANA – Hisy fanelingelenana ny fifamoivoizana eny Analakely sy ny manodidina mandritra ny hetsika « Jazz @tohatohabato »