VAOVAO – MINUTE FLASH 11 DESAMBRA 2023

ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Hisy fandaminana manokana ny fifamoivoizana amin’ny sabotsy 16 Desambra
RUGBY – Ny Cosfa sy ny Uscar no hiatrika ny lalao famaranana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara
BASKETBALL – Any Debrecen Hongria amin’ny volana Mey no hiady ny tapakila hiatrehana ny Lalao Olaimpika ny Ankoay zazalahy 3×3
FAMBOLENA – Eo andalam-pahavitàna ny lakandrano lehibe mirefy 25 km hanondrahana ny lemaka ao Marovoay