VAOVAO – MINUTE FLASH 11 JANOARY 2024.

– FITSARANA – Trangana fanolanana miisa 18 no efa nentina teo anoloan’ny Fampanoavana Anosy tamin’ity taona 2024 ity
– JIRAMA – Azo aloha eny amin’ny  »cash point » voatokana antsoina hoe “Jirakaiky » ny faktioran’ny jiro sy rano
– ASA AN-DRANOMASINA – Velona soa amantsara ireo mpanjono efatra rendrika tao amin’ny helodrano Sainte-Luce, faritra Anôsy
– FANAMPIANA – Nanolotra fanohanana ara-tsakafo ireo traboina tratry ny rivo-doza Alvaro ny firenena amerikanina